Eksodosy 17:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia tonga ny Amalekita+ ka niady tamin’ny Israely tao Refidima.+ Mpitsara 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary rehefa namafy voa ny Israely, dia nanafika azy ny Midianina sy ny Amalekita+ ary ny Tatsinanana.+
3 Ary rehefa namafy voa ny Israely, dia nanafika azy ny Midianina sy ny Amalekita+ ary ny Tatsinanana.+