16 Ary hoy ny taranak’i Josefa: “Tsy ampy ho anay tokoa ilay faritra be tendrombohitra. Izao anefa: Manana kalesin’ady+ misy lelan’antsy ny Kananita rehetra mipetraka eny amin’ny lohasaha, na ireo any Beti-sana+ sy ny tanàna miankina aminy, na ireo eny amin’ny Lohasahan’i Jezirela.”+