2 Samoela 22:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Izany no mahatonga ahy hisaotra anao eo amin’ireo firenena,+ Jehovah ô,Sy hanao hira fiderana* ho an’ny anaranao:+ Salamo 7:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hidera an’i Jehovah aho fa manao ny rariny izy;+Hihira fiderana* aho ho an’ny anaran’i Jehovah,+ ilay Avo Indrindra.+
50 Izany no mahatonga ahy hisaotra anao eo amin’ireo firenena,+ Jehovah ô,Sy hanao hira fiderana* ho an’ny anaranao:+
17 Hidera an’i Jehovah aho fa manao ny rariny izy;+Hihira fiderana* aho ho an’ny anaran’i Jehovah,+ ilay Avo Indrindra.+