-
Deoteronomia 28:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mankatò ny didiny rehetra sy ny lalàny omeko anao androany, dia ho tanteraka aminao ireto ozona rehetra ireto, sady hahatratra anao:+
-
-
Jeremia 3:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Ekeo fotsiny hoe diso ianareo, satria nikomy tamin’i Jehovah Andriamanitrareo. Tsy nankatò ny teniko ianareo, fa mbola nanao firaisana tamin’ireo vahiny* teny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra teny ihany”, hoy i Jehovah.’”
-