Genesisy 49:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Genesisy 49:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Na izany aza, dia mbola tao amin’ny toerany foana ny tsipìkany,+ ary natanjaka sady mailamailaka foana ny tanany.+ Avy amin’ny tanan’ilay maherin’i Jakoba izany, avy amin’ilay mpiandry, ilay vatolampin’i Israely. Hebreo 11:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
24 Na izany aza, dia mbola tao amin’ny toerany foana ny tsipìkany,+ ary natanjaka sady mailamailaka foana ny tanany.+ Avy amin’ny tanan’ilay maherin’i Jakoba izany, avy amin’ilay mpiandry, ilay vatolampin’i Israely.