-
Genesisy 18:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Dia hoy izy: “Raha ankasitrahanao aho, Jehovah ô, dia aza andalovana fotsiny re ny mpanomponao e!
-
-
Genesisy 18:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ianareo efa mba mankatỳ amin’ny mpanomponareo ihany, ka aleo aho mba haka mofo hohaninareo, mba hampody aina anareo.* Dia mahazo mandeha ianareo avy eo.” Dia hoy izy ireo: “Hay! Ataovy àry e!”
-
-
Mpitsara 13:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Ary hoy i Manoa tamin’ilay anjelin’i Jehovah: “Mba mijanòna kely aloha fa hikarakara zanak’osy ho anao izahay.”+
-