Genesisy 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ny sisin-tanin’ny Kananita àry dia nanomboka tany Sidona ka hatrany Gerara,+ tany akaikin’i Gaza,+ ary hatrany Sodoma sy Gomora+ sy Adma ary Zeboima,+ tany akaikin’i Lesa. Josoa 11:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tsy nisy Anakita tavela tao amin’ny tanin’ny Israelita. Tao Gaza+ sy Gata+ ary Asdoda+ ihany no mbola nisy.+
19 Ny sisin-tanin’ny Kananita àry dia nanomboka tany Sidona ka hatrany Gerara,+ tany akaikin’i Gaza,+ ary hatrany Sodoma sy Gomora+ sy Adma ary Zeboima,+ tany akaikin’i Lesa.
22 Tsy nisy Anakita tavela tao amin’ny tanin’ny Israelita. Tao Gaza+ sy Gata+ ary Asdoda+ ihany no mbola nisy.+