2 Tantara 20:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Namely an’izay avy any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Seira+ ny Amonita sy ny Moabita, ka nandringana sy nandripaka azy. Raha vao matiny daholo ny mponin’i Seira, dia izy samy izy indray no nifandringana.+
23 Namely an’izay avy any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Seira+ ny Amonita sy ny Moabita, ka nandringana sy nandripaka azy. Raha vao matiny daholo ny mponin’i Seira, dia izy samy izy indray no nifandringana.+