Mpitsara 8:30, 31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary nanan-janakalahy 70 i* Gideona, satria be dia be ny vadiny. 31 Nitera-dahy taminy koa ilay vadikeliny tany Sekema, ka nantsoiny hoe Abimeleka+ io zanany io.
30 Ary nanan-janakalahy 70 i* Gideona, satria be dia be ny vadiny. 31 Nitera-dahy taminy koa ilay vadikeliny tany Sekema, ka nantsoiny hoe Abimeleka+ io zanany io.