-
Mpitsara 9:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Dia nankany an-tsaha ny olona tao Sekema, ka nioty voaloboka teny amin’ny tanimboalobony sy nanitsakitsaka an’izany, ary nanao fety. Avy eo, dia nankany an-tranon’ny andriamaniny+ izy ireo, ka nihinana sy nisotro ary nanozona an’i Abimeleka.
-