Genesisy 49:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Genesisy 49:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Na izany aza, dia mbola tao amin’ny toerany foana ny tsipìkany,+ ary natanjaka sady mailamailaka foana ny tanany.+ Avy amin’ny tanan’ilay maherin’i Jakoba izany, avy amin’ilay mpiandry, ilay vatolampin’i Israely. Josoa 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary ny tany azon’ny taranak’i Josefa+ tamin’ny antsapaka+ dia nanomboka teo amin’ny Reniranon’i Jordana akaikin’i Jeriko, nankany atsinanan’ny ranon’i Jeriko, dia nandalo an’ilay tany efitra niakatra avy teo Jeriko, ka nankany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Betela.+ Salamo 44:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy ny sabany no nahazoany an’ilay tany,+Ary tsy ny sandriny no nahatonga azy ireo handresy,+ Fa ny tananao ankavanana sy ny sandrinao+ ary ny fahazavan’ny tarehinao,Satria tianao izy ireo.+
24 Na izany aza, dia mbola tao amin’ny toerany foana ny tsipìkany,+ ary natanjaka sady mailamailaka foana ny tanany.+ Avy amin’ny tanan’ilay maherin’i Jakoba izany, avy amin’ilay mpiandry, ilay vatolampin’i Israely.
16 Ary ny tany azon’ny taranak’i Josefa+ tamin’ny antsapaka+ dia nanomboka teo amin’ny Reniranon’i Jordana akaikin’i Jeriko, nankany atsinanan’ny ranon’i Jeriko, dia nandalo an’ilay tany efitra niakatra avy teo Jeriko, ka nankany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Betela.+
3 Tsy ny sabany no nahazoany an’ilay tany,+Ary tsy ny sandriny no nahatonga azy ireo handresy,+ Fa ny tananao ankavanana sy ny sandrinao+ ary ny fahazavan’ny tarehinao,Satria tianao izy ireo.+