Deoteronomia 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Nalain’i Jaira+ zanak’i Manase ny faritr’i Argoba+ manontolo hatrany amin’ny sisin-tanin’ny Gesorita sy ny Makatita.+ Ary nampitondrainy ny anarany ireny tanàna kely any Basana ireny, ka nantsoiny hoe Havota-jaira*+ hatramin’izao.
14 “Nalain’i Jaira+ zanak’i Manase ny faritr’i Argoba+ manontolo hatrany amin’ny sisin-tanin’ny Gesorita sy ny Makatita.+ Ary nampitondrainy ny anarany ireny tanàna kely any Basana ireny, ka nantsoiny hoe Havota-jaira*+ hatramin’izao.