FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 2:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Rehefa maty anefa ilay mpitsara, dia nanao ratsy indray izy ireo ary ratsy noho ny nataon’ny razambeny aza no nataony. Nivavaka tamin’ny andriamani-kafa izy ireo ary niankohoka taminy.+ Tsy niala tamin’ny fanaony izy ireo, sady mafy loha.

  • Mpitsara 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah indray ny Israelita rehefa maty i Ehoda.+

  • Mpitsara 6:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah indray anefa ny Israelita,+ ka navelan’i Jehovah ho resin’ny Midianina izy ireo nandritra ny fito taona.+

  • Nehemia 9:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 “Vao tsy nijaly intsony anefa izy ireo, dia nanao izay ratsy teo imasonao indray+ ka navelanao ho resin’ny fahavalony, izay nanjakazaka taminy.*+ Dia niverina taminao izy ireo ka niantso vonjy taminao,+ ary henonao avy any an-danitra izany. Imbetsaka ianao no namonjy azy satria tena mamindra fo ianao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara