FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 16:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary nivory ireo andrianan’ny Filistinina mba hanao sorona lehibe ho an’i Dagona+ andriamaniny sy hanao fety. Fa hoy izy ireo: “Efa nataon’ilay andriamanitsika resintsika i Samsona fahavalontsika!”

  • 1 Samoela 5:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Rehefa nifoha maraina indray izy ireo ny ampitson’iny, dia io fa nianjera nihohoka tamin’ny tany, teo anoloan’ny Vata masin’i Jehovah, i Dagona. Tapaka ny lohany sy ny felatanany roa, ka nipitika teo an-tokonam-baravarana. Ny tapany toy ny trondro* sisa tavela.

  • 2 Mpanjaka 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Indray andro, dia nianjera avy teo amin’ny makarakara tamin’ny efitranony tany an-tampon-trano tao Samaria i Ahazia, ka naratra. Naniraka olona àry izy, ka niteny tamin’izy ireo hoe: “Mandehana anontanio i Bala-zeboba andriamanitr’i Ekrona+ raha ho sitrana amin’ity ratrako ity aho na tsia.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara