1 Mpanjaka 18:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Rehefa nitataovovonana, dia nanesoeso azy ireo i Elia hoe: “Miantsoa faran’izay mafy fa andriamanitra ange izy e!+ Misy zavatra mahalasa saina azy angamba, na lasa any an-kabine* izy. Na sao dia matory izy dia mila fohazina.”
27 Rehefa nitataovovonana, dia nanesoeso azy ireo i Elia hoe: “Miantsoa faran’izay mafy fa andriamanitra ange izy e!+ Misy zavatra mahalasa saina azy angamba, na lasa any an-kabine* izy. Na sao dia matory izy dia mila fohazina.”