-
Mpitsara 10:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Tatỳ aoriana, dia novorin’ny Amonita+ ny miaramilany ka nanangana toby tao Gileada izy ireo. Dia novorin’ny Israelita koa ny miaramilany, ary nanangana toby tao Mizpa izy ireo.
-
-
Mpitsara 11:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Farany, dia tonga tany an-tranony tao Mizpa+ i Jefta. Ary iny fa nivoaka hitsena azy ny zanany vavy, sady nively ampongatapaka no nandihy. Io ihany ny zanany, fa tsy nanana zanakalahy na zanakavavy afa-tsy io izy.
-