FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 36:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary lasa vadikelin’i Elifaza zanakalahin’i Esao i Timna. Dia niteraka an’i Amaleka tamin’i Elifaza izy.+ Ireo no taranak’i Ada vadin’i Esao.

  • Eksodosy 17:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fa hoy izy: “Satria manohitra ny seza fiandrianan’i Jah+ ny tanan’i Amaleka, dia hiady aminy hatramin’ny taranany fara aman-dimby i Jehovah.”+

  • Nomery 13:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Mipetraka any Negeba+ ny Amalekita,+ ary any amin’ny faritra be tendrombohitra ny Hetita sy ny Jebosita+ ary ny Amorita.+ Ny Kananita+ kosa mipetraka any amoron’ny ranomasina+ sy eny amoron’i Jordana.”

  • 1 Samoela 15:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Hataoko ampamoaka ny Amalekita noho ny nataony, tamin’izy ireo nanohitra ny Israely teny an-dalana rehefa niakatra avy tany Ejipta ny Israely.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara