Genesisy 24:67 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 67 Dia nentin’i Isaka nankao an-tranolain’i Saraha reniny i Rebeka,+ ka nalainy ho vady. Koa lasa tia an’i Rebeka i Isaka,+ ka nionona tamin’ny nahafatesan-dreniny.+ Matio 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nifoha tamin’ny torimasony i Josefa avy eo, ka nanao an’izay nasain’ilay anjelin’i Jehovah* nataony, dia nentiny tany an-tranony ny vadiny.
67 Dia nentin’i Isaka nankao an-tranolain’i Saraha reniny i Rebeka,+ ka nalainy ho vady. Koa lasa tia an’i Rebeka i Isaka,+ ka nionona tamin’ny nahafatesan-dreniny.+
24 Nifoha tamin’ny torimasony i Josefa avy eo, ka nanao an’izay nasain’ilay anjelin’i Jehovah* nataony, dia nentiny tany an-tranony ny vadiny.