FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 11:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia natolotr’i Jehovah teo an-tanan’ny Israely izy ireo,+ ka resiny. Ary nenjehiny hatrany Sidona Lehibe izy ireo,+ ary hatrany Misrefota-maima+ sy hatrany amin’ny Lohasahan’i Mizpe tany atsinanana. Naripaky ny Israely izy ireo, ka tsy nisy niangana na iray aza.+

  • Josoa 19:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 ary nitohy hatrany Ebrona, Rehoba, Hamona, Kana, ary hatrany Sidona Lehibe.+

  • Josoa 19:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Izany no lova nozaraina ho an’ny fokon’i Asera, araka ny fianakaviany avy.+ Ireo ny tanàna sy ny tanàna kelin’izy ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara