-
Mpitsara 14:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Nitomany teo aminy foana anefa ilay vehivavy taorian’izay, mandra-pahatongan’ilay andro fahafito tamin’ilay fanasambe. Farany, dia nolazain’i Samsona taminy ihany ny valin’ilay izy tamin’ny andro fahafito, satria tsy namelany mihitsy izy raha tsy nilaza. Dia notenenin’ilay vehivavy tamin’ny fireneny ny valin’ilay ankamantatra.+
-