-
2 Samoela 23:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Manarakaraka azy i Sama zanak’i Age Hararita. Tonga tao Lehy, teo amin’ny saha feno lantihy naniry, ny Filistinina. Dia lasa nitsoaka ny olona satria natahotra an’ireo Filistinina ireo. 12 Fa izy kosa nijoro teo afovoan’ilay saha, ka niaro an’ilay izy ary namono an’ireo Filistinina. Nanome fandresena miezinezina*+ àry i Jehovah tamin’izay.
-