FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 16:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Efa nisy olona niafina mba hamely an’i Samsona tao amin’ny efitra anatiny tamin’izay. Dia niantsoantso i Delila hoe: “Tonga hamely anao ny Filistinina, ry Samsona!” Dia notapahin’i Samsona ireo tady, ka tonga dia tapaka hoatran’ny kofehy rongony tratry ny afo.+ Ary tsy nisy nahafantatra hoe ahoana no nahatonga azy hatanjaka.

  • Mpitsara 16:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Naka tady vaovao àry i Delila, ka namatotra an’i Samsona. Dia niantsoantso izy hoe: “Tonga hamely anao ny Filistinina, ry Samsona!”—Efa nisy olona niafina tao amin’ilay efitra anatiny tamin’izay.—Dia notapahin’i Samsona hiala teo amin’ny sandriny ireo tady, hoatran’ny manapaka kofehy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara