FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 49:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Hitsara ny fireneny i Dana,+ izay anisan’ny fokon’ny Israely.+

  • Mpitsara 2:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nanendry mpitsara àry i Jehovah mba hamonjy azy ireo amin’ny mpandroba.+

  • Mpitsara 13:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah indray ny Israelita,+ ka navelan’i Jehovah hifehy azy ireo nandritra ny 40 taona ny Filistinina.+

  • Mpitsara 13:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Fa hitoe-jaza ianao ka hitera-dahy. Ary tsy hotapahina mihitsy ny volon-dohany,*+ satria ho Nazirita ho an’Andriamanitra ilay zaza raha vao teraka.* Ary izy no hamonjy ny Israely amin’ny Filistinina.”+

  • Mpitsara 16:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Taorian’izay, dia nidina mba haka azy ny rahalahiny sy ny fianakavian-drainy manontolo. Nentin’izy ireo niakatra izy, ary naleviny teo anelanelan’i Zora+ sy Estaola, tao amin’ny fasan’i Manoa+ rainy. Ary efa nitsara ny Israely nandritra ny 20 taona izy.+

  • Hebreo 11:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara