FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary tendreo hanao ny asan’ny mpisorona+ i Arona sy ny zanany lahy. Hovonoina ho faty izay olona tsy nahazo alalana* nefa manakaiky ny toerana masina.”+

  • Deoteronomia 12:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia hoentinareo any amin’izay toerana fidin’i Jehovah Andriamanitrareo hametrahana ny anarany ny zavatra rehetra asaiko entinareo,+ dia ny fanatitra dorana, ny sorona, ny ampahafolon-karena,+ ny fanomezana avy aminareo, ary izay fanatitra fidinareo hanefana ny voady hataonareo amin’i Jehovah.

  • Deoteronomia 12:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tandremo sao any amin’izay toeran-kafa tianareo ianareo no manolotra fanatitra dorana.+

  • 2 Tantara 13:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Dia izao ianareo te hanohitra ny fanjakan’i Jehovah eo an-tanan’ny taranak’i Davida. Vahoaka be mantsy ianareo, sady manana an’ireo zanak’omby volamena nataon’i Jeroboama ho andriamanitrareo.+ 9 Ianareo koa angaha moa tsy efa nandroaka ny taranak’i Arona izay mpisoron’i Jehovah,+ sy ny Levita, ka nanendry mpisorona ho anareo, hoatran’ny nataon’ny firenen-kafa?+ Ary izay olona tonga nitondra* vantotr’ombilahy iray sy ondrilahy fito, na iza izy na iza, dia mety ho lasa mpisoron’izay tsy andriamanitra akory.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara