-
Mpitsara 17:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ary hoy i Mika taminy: “Avy aiza ianao?” Dia hoy izy: “Levita avy any Betlehema any Joda aho, ary handeha hitady toerana hipetrahana.” 10 Dia hoy i Mika taminy: “Miaraha mipetraka amiko, dia ho mpanolo-tsaina* sy ho mpisorona ho ahy ianao. Ary homeko volafotsy folo sekely ianao isan-taona, dia homeko akanjo sy sakafo koa.” Dia niditra tao an-tranony ilay Levita.
-