19 Tsy nisy mpanjaka teo amin’ny Israely tamin’izany andro izany.+ Ary nisy Levita anankiray nipetraka tany amin’ny toerana mitokana tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima.+ Naka vehivavy iray avy any Betlehema+ any Joda izy, mba ho vadikeliny.