-
Genesisy 24:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Koa niditra tao an-trano ilay lehilahy. Dia novahany* ny entana teo amin’ny rameva, ka nomeny mololo sy sakafo ny rameva. Nomeny rano koa ilay lehilahy sy ny olona niaraka taminy mba hanasany tongotra.
-