FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 19:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tsy nisy mpanjaka teo amin’ny Israely tamin’izany andro izany.+ Ary nisy Levita anankiray nipetraka tany amin’ny toerana mitokana tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima.+ Naka vehivavy iray avy any Betlehema+ any Joda izy, mba ho vadikeliny. 2 Nanitsakitsaka azy anefa ilay vadikeliny, ary nandao azy ka nody tany an-tranon-drainy tany Betlehema any Joda. Nijanona tany efa-bolana ilay vehivavy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara