-
Mpitsara 20:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Dia nitsangana teo anivon’ny fiangonan’ny vahoakan’Andriamanitra ireo lehiben’ny vahoaka, izany hoe ireo lehiben’ny foko rehetra teo amin’ny Israely. Miaramila 400 000 no anisan’ilay fiangonana, ary mpandeha an-tongotra sady mpitan-tsabatra izy ireo.+
-