Mpitsara 20:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Rehefa nandositra ny Israelita, dia nanomboka nanafika azy ireo ny taranak’i Benjamina, ka lehilahy israelita 30 teo ho eo no matin’izy ireo.+ Dia hoy ny Benjaminita: “Tena resintsika hoatran’ny tamin’ilay ady teo aloha indray ry zareo.”+
39 Rehefa nandositra ny Israelita, dia nanomboka nanafika azy ireo ny taranak’i Benjamina, ka lehilahy israelita 30 teo ho eo no matin’izy ireo.+ Dia hoy ny Benjaminita: “Tena resintsika hoatran’ny tamin’ilay ady teo aloha indray ry zareo.”+