FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 20:14, 15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia niala avy any an-tanànany avy ny Benjaminita, ka nankany Gibea mba hiady tamin’ny lehilahy israelita. 15 Nahangona lehilahy 26 000 avy any an-tanànany ny Benjaminita tamin’izay andro izay, ary samy mpitan-tsabatra izy ireo. Ankoatra an’ireo, dia nisy miaramila 700 tena nahay niady koa tao Gibea.

  • Mpitsara 20:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Nahatratra 25 000 ny Benjaminita rehetra maty tamin’izay andro izay. Miaramila mpitan-tsabatra+ sy matanjaka daholo ireo maty ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara