Levitikosy 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “‘Na, raha misy olona maimaika mianiana—hanao zavatra tsara na ratsy, na inona izany na inona—ary tsy tonga saina akory izy hoe maimaika nianiana, nefa lasa tsapany izany atỳ aoriana, dia meloka ihany izy.*+ Levitikosy 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Matio 5:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “Efa henonareo koa fa nolazaina tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mianiana nefa avy eo tsy manatanteraka,+ fa tsy maintsy efainao ny voady nataonao tamin’i Jehovah.’*+
4 “‘Na, raha misy olona maimaika mianiana—hanao zavatra tsara na ratsy, na inona izany na inona—ary tsy tonga saina akory izy hoe maimaika nianiana, nefa lasa tsapany izany atỳ aoriana, dia meloka ihany izy.*+
33 “Efa henonareo koa fa nolazaina tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mianiana nefa avy eo tsy manatanteraka,+ fa tsy maintsy efainao ny voady nataonao tamin’i Jehovah.’*+