-
Mpitsara 21:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Dia hoy ny vahoakan’Israely: “Iza tamin’ny foko rehetra teo amin’ny Israely no tsy tonga nivory teo anatrehan’i Jehovah?” Efa nianiana mantsy izy ireo hoe tsy maintsy hovonoina ho faty izay tsy niakatra teo anatrehan’i Jehovah tany Mizpa.
-