FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 21:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia hoy izy ireo: “Iza tamin’ny fokon’ny Israely no tsy niakatra teo anatrehan’i Jehovah tany Mizpa?”+ Ary hitan’izy ireo fa tsy nisy tonga tao amin’ilay toby nisy ny fiangonana, ny olona avy any Jabesi-gileada.

  • Mpitsara 21:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nahita zazavavy 400 mbola virjiny anefa izy ireo teo amin’ny mponin’i Jabesi-gileada. Mbola tsy nanao firaisana tamin’ny lehilahy mihitsy ireo zazavavy ireo. Dia nentiny tao an-toby tany Silo,+ tany amin’ny tany Kanana, izy ireo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara