FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 16:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary nivory ireo andrianan’ny Filistinina mba hanao sorona lehibe ho an’i Dagona+ andriamaniny sy hanao fety. Fa hoy izy ireo: “Efa nataon’ilay andriamanitsika resintsika i Samsona fahavalontsika!”

  • 1 Tantara 10:8-10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Rehefa tonga haka an’izay zavatra teny amin’ireo faty ny Filistinina ny ampitson’iny, dia nahita ny fatin’i Saoly sy ny zanany lahy teo amin’ny Tendrombohitra Gilboa.+ 9 Nalain’izy ireo àry ny zavatra teny amin’ny fatin’i Saoly, dia notapahiny ny lohany, ary nalainy ny fiadiany. Ary naniraka olona handeha eran’ny tanin’ny Filistinina izy ireo, mba hilaza an’ilay vaovao tany amin’ny tranon’ny sampiny+ sy tamin’ny vahoaka. 10 Dia napetrak’izy ireo tao amin’ny trano nisy ny* andriamaniny ny fiadian’i Saoly, fa ny karandohany kosa nahantony tao an-tranon’i Dagona.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara