FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 5:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nosazin’i Jehovah ny Asdodita,* ka nataony nahita faisana. Nataony voan’ny hemoroida+ mantsy ny mponina tao Asdoda sy ny faritra manodidina azy.

  • 1 Samoela 5:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia naniraka olona ho any amin’ny mpitondra rehetra teo amin’ny Filistinina izy ireo, dia novoriny izy ireny ary noteneniny hoe: “Alefaso any io Vata masin’ny Andriamanitry ny Israely io! Avereno any amin’ny toerany any io, mba tsy hahafaty anay sy ny vahoakanay.” Fa natahotra be ny iray tanàna sao ho faty. Nanasazy mafy+ azy ireo mantsy ilay* tena Andriamanitra,

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara