-
2 Tantara 31:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Izy ireo koa no nanome ny anjaran’ny lehilahy telo taona no ho miakatra izay voasoratra anarana tao amin’ny tetirazana. Tonga isan’andro tao an-tranon’i Jehovah mantsy ireo lehilahy ireo mba hanao ny fanompoany sy ny andraikiny araka ny fizarana nisy azy.
-