-
Mpitsara 20:46, 47Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
46 Nahatratra 25 000 ny Benjaminita rehetra maty tamin’izay andro izay. Miaramila mpitan-tsabatra+ sy matanjaka daholo ireo maty ireo. 47 Nisy 600 lahy kosa nandositra tany an-tany efitra, tany amin’ny harambaton’i Rimona, ary nijanona efa-bolana tany.
-