1 Samoela 7:15, 16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nitsara ny Israely foana i Samoela, nandritra ny androm-piainany.+ 16 Nandeha nitety an’i Betela+ sy Gilgala+ ary Mizpa+ izy isan-taona, ka nitsara ny Israely tao amin’ireny toerana rehetra ireny. 1 Samoela 11:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Taorian’izay, dia hoy i Samoela tamin’ny olona: “Andao isika ho any Gilgala+ mba hanamafy orina ny fanjakana.”+
15 Nitsara ny Israely foana i Samoela, nandritra ny androm-piainany.+ 16 Nandeha nitety an’i Betela+ sy Gilgala+ ary Mizpa+ izy isan-taona, ka nitsara ny Israely tao amin’ireny toerana rehetra ireny.
14 Taorian’izay, dia hoy i Samoela tamin’ny olona: “Andao isika ho any Gilgala+ mba hanamafy orina ny fanjakana.”+