-
1 Samoela 13:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Niampita an’i Jordana mihitsy aza ny Hebreo sasany, mba ho any amin’ny tanin’i Gada sy Gileada.+ Fa i Saoly kosa mbola tao Gilgala, ary tora-kovitra ny olona rehetra nanaraka azy.
-