-
1 Samoela 14:4, 5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Nisy harambato miendrika nify teo amin’ny lalana niezahan’i Jonatana nandehanana mba hiampitana teny amin’ny tobin’ny Filistinina. Ny iray teo amin’ny andaniny, ary ny iray teo amin’ny ankilany. Bozeza no anaran’ny harambato iray, ary Sene no anaran’ny iray. 5 Hoatran’ny andry ny harambato iray, ary teo avaratra tandrifin’i Mikmasy no nisy azy. Ny harambato iray kosa teo atsimo tandrifin’i Geba.+
-