1 Samoela 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Raha matahotra an’i Jehovah ianareo+ ka manompo azy+ sy manaraka ny teniny+ ary tsy manohitra ny baikon’i Jehovah, sady mankatò an’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo sy ny mpanjakanareo, dia tsara izany.
14 Raha matahotra an’i Jehovah ianareo+ ka manompo azy+ sy manaraka ny teniny+ ary tsy manohitra ny baikon’i Jehovah, sady mankatò an’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo sy ny mpanjakanareo, dia tsara izany.