FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 18:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Genesisy 19:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia hoy izy roa lahy tamin’i Lota: “Mbola misy havanao ve eto? Ento miala eto amin’ity tanàna ity izay havanao eto, na ny vinantolahinao izany na ny zanakao lahy na ny zanakao vavy! 13 Fa handeha handrava an’ity toerana ity izahay, satria efa be* loatra ny fitarainana momba azy tonga eo anatrehan’i Jehovah.+ Dia nirahin’i Jehovah handrava an’ity tanàna ity izahay.”

  • Josoa 6:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tsy maintsy haringana tanteraka* ilay tanàna sy ny zava-drehetra ao aminy.+ An’i Jehovah daholo izany. I Rahaba+ mpivaro-tena sy ny olona rehetra miaraka aminy ao an-trano ihany no aza vonoina ho faty, satria nanafina an’ireo olona nirahintsika izy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara