1 Samoela 15:10, 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary niteny tamin’i Samoela i Jehovah hoe: 11 “Manenina* aho noho ny nanaovako an’i Saoly ho mpanjaka, satria niala tamiko izy sady tsy nanatanteraka ny teniko.”+ Dia kivy be i Samoela, ka nitaraina mafy tamin’i Jehovah izy ny alina tontolo.+
10 Ary niteny tamin’i Samoela i Jehovah hoe: 11 “Manenina* aho noho ny nanaovako an’i Saoly ho mpanjaka, satria niala tamiko izy sady tsy nanatanteraka ny teniko.”+ Dia kivy be i Samoela, ka nitaraina mafy tamin’i Jehovah izy ny alina tontolo.+