23 Raha mbola niresaka izy, dia iny fa tonga ilay miaramila solontenan’ny Filistinina. Goliata+ no anarany, ary Filistinina avy any Gata izy. Nivoaka avy tao amin’ny laharan’ny tafiky ny Filistinina izy, ary nilaza izay efa noteneniny teo aloha ihany.+ Dia henon’i Davida ny teniny.