-
1 Samoela 20:28, 29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Namaly an’i Saoly i Jonatana hoe: “Niera tamiko i Davida hoe hankany Betlehema.+ 29 Niteny tamiko izy hoe: ‘Mba avelao aho handeha, fa misy sorona ataon’ny fianakavianay any an-tanàna, ary ny rahalahiko mihitsy no niantso ahy ho any. Raha mahazo sitraka aminao aho, dia mba avelao aho hitsoriaka kely hijery ny rahalahiko.’ Izany no antony tsy nahatongavany teto amin’ny latabatry ny mpanjaka.”
-