-
2 Samoela 9:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ary hoy i Davida: “Mbola misy olona anisan’ny fianakavian’i Saoly ve any? Tiako haseho aminy mantsy hoe tia azy aho sady tsy mivadika aminy, noho ny amin’i Jonatana.”+
-
-
2 Samoela 9:6, 7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Rehefa tonga tao amin’i Davida i Mefiboseta zanak’i Jonatana zanak’i Saoly, dia nandohalika ary niankohoka. Hoy i Davida: “Mefiboseta!” Dia hoy izy: “Intỳ ny mpanomponao.” 7 Hoy i Davida: “Aza matahotra, fa ho tia anao sy tsy hivadika+ aminao tokoa aho, noho ny amin’i Jonatana rainao. Dia haveriko aminao daholo ny tanin’i Saoly dadabenao, ary hisakafo* eo amin’ny latabatro foana ianao.”+
-