-
1 Samoela 18:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 dia natorany ilay lefona+ sady niteny anakampo izy hoe: ‘Hataoko mifantsika amin’ny rindrina i Davida!’ Nahay niala indroa anefa i Davida.
-
-
1 Samoela 19:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Notorahan’i Saoly tamin’ny lefona izy, ary saika hataony mifantsika amin’ny rindrina. Nahay niala anefa i Davida, ka ny rindrina no voany tamin’ny lefona. Dia nandositra i Davida tamin’iny alina iny ka tsy niharan-doza.
-