- 
	                        
            
            Levitikosy 7:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
15 Hohanina amin’ny andro anolorana azy ny henan’ny sorona iombonana atao sorona fisaorana, fa tsy tokony hisy hotehirizina mandra-paharainan’ny andro.+
 
 -