1 Samoela 26:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 I Jehovah no hamaly ny tsirairay araka ny fahamarinany+ sy ny tsy fivadihany avy. Nanolotra anao teo an-tanako mantsy i Jehovah androany, nefa izaho tsy nety nikasi-tanana ny voahosotr’i Jehovah.+
23 I Jehovah no hamaly ny tsirairay araka ny fahamarinany+ sy ny tsy fivadihany avy. Nanolotra anao teo an-tanako mantsy i Jehovah androany, nefa izaho tsy nety nikasi-tanana ny voahosotr’i Jehovah.+